Deoteronomia 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia hatolony eo an-tananao tokoa ireo mpanjakany,+ ka hofoananao tsy ho etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahatohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+ Josoa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy olona hahatohitra anao mandritra ny androm-piainanao.+ Tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+
24 Dia hatolony eo an-tananao tokoa ireo mpanjakany,+ ka hofoananao tsy ho etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahatohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+
5 Tsy hisy olona hahatohitra anao mandritra ny androm-piainanao.+ Tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+