Josoa 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nanaiky hihavana tamin’ireo i Josoa,+ ka nanao fifanekena taminy fa hamela azy ho velona. Dia nianiana tamin’izy ireo+ ny mpiadidy+ vahoaka. Josoa 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy nisy tanàna nanaiky hihavana tamin’ny zanak’Israely, afa-tsy ny Hivita+ nonina tao Gibeona,+ fa ny hafa rehetra kosa azony tamin’ny ady.+
15 Ary nanaiky hihavana tamin’ireo i Josoa,+ ka nanao fifanekena taminy fa hamela azy ho velona. Dia nianiana tamin’izy ireo+ ny mpiadidy+ vahoaka.
19 Tsy nisy tanàna nanaiky hihavana tamin’ny zanak’Israely, afa-tsy ny Hivita+ nonina tao Gibeona,+ fa ny hafa rehetra kosa azony tamin’ny ady.+