Eksodosy 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tsy hisy alika, na iray aza, hivovò amin’ny zanak’Israely, na amin’ny olona na amin’ny biby.+ Amin’izay dia ho fantatrareo fa vitan’i Jehovah ny mampiavaka ny zanak’Israely amin’ny Ejipsianina.’+
7 Ary tsy hisy alika, na iray aza, hivovò amin’ny zanak’Israely, na amin’ny olona na amin’ny biby.+ Amin’izay dia ho fantatrareo fa vitan’i Jehovah ny mampiavaka ny zanak’Israely amin’ny Ejipsianina.’+