Deoteronomia 4:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 nanomboka tany Aroera,+ eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona, ka hatrany an-tendrombohitra Siona, izany hoe Hermona,+ Josoa 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 i Gileada mbamin’ny tanin’ny Gesorita+ sy ny Makatita, sy ny Tendrombohitra Hermona+ manontolo, sy Basana+ manontolo hatrany Saleka;+
48 nanomboka tany Aroera,+ eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona, ka hatrany an-tendrombohitra Siona, izany hoe Hermona,+
11 i Gileada mbamin’ny tanin’ny Gesorita+ sy ny Makatita, sy ny Tendrombohitra Hermona+ manontolo, sy Basana+ manontolo hatrany Saleka;+