Josoa 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nalain’i Josoa avokoa ireo tany rehetra ireo, dia ny faritra be tendrombohitra sy Negeba+ manontolo sy Gosena+ manontolo sy Sefela+ sy Araba+ ary ny faritra be tendrombohitry ny Israely mbamin’ilay Sefela+ any,
16 Ary nalain’i Josoa avokoa ireo tany rehetra ireo, dia ny faritra be tendrombohitra sy Negeba+ manontolo sy Gosena+ manontolo sy Sefela+ sy Araba+ ary ny faritra be tendrombohitry ny Israely mbamin’ilay Sefela+ any,