Nomery 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy namela ny Israely handalo ao amin’ny taniny anefa i Sihona,+ fa nanangona ny olony rehetra kosa ka nivoaka hifanandrina taminy tany an-tany efitra. Ary tonga tao Jahaza+ izy ka niady tamin’ny Israely. Nehemia 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ary nanome azy fanjakana+ sy firenena ianao, ka notsinjarainao ireny.+ Koa nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ ary koa ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.+
23 Tsy namela ny Israely handalo ao amin’ny taniny anefa i Sihona,+ fa nanangona ny olony rehetra kosa ka nivoaka hifanandrina taminy tany an-tany efitra. Ary tonga tao Jahaza+ izy ka niady tamin’ny Israely.
22 “Ary nanome azy fanjakana+ sy firenena ianao, ka notsinjarainao ireny.+ Koa nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ ary koa ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.+