Genesisy 32:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy i Jakoba raha vao nahita an’ireo: “Tobin’Andriamanitra ity!”+ Koa nataony hoe Mahanaima+ ny anaran’io toerana io. Josoa 21:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary ny azony avy tamin’ny fokon’i Gada+ dia ilay tanàna fialokalofan’ny nahafaty olona, izany hoe ny tanànan’i Ramota any Gileada+ sy ny kijanany. Azony koa i Mahanaima+ sy ny kijanany,
2 Dia hoy i Jakoba raha vao nahita an’ireo: “Tobin’Andriamanitra ity!”+ Koa nataony hoe Mahanaima+ ny anaran’io toerana io.
38 Ary ny azony avy tamin’ny fokon’i Gada+ dia ilay tanàna fialokalofan’ny nahafaty olona, izany hoe ny tanànan’i Ramota any Gileada+ sy ny kijanany. Azony koa i Mahanaima+ sy ny kijanany,