Josoa 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hovonoina ho faty+ izay olona mikomy tsy manaraka ny baikonao+ sy tsy mihaino ny teninao amin’izay rehetra andidianao azy. Fa mahereza sy matanjaha fotsiny ianao!”+
18 Hovonoina ho faty+ izay olona mikomy tsy manaraka ny baikonao+ sy tsy mihaino ny teninao amin’izay rehetra andidianao azy. Fa mahereza sy matanjaha fotsiny ianao!”+