Nomery 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Ary ho sisiny andrefana amin’ny taninareo+ ny Ranomasina Lehibe sy ny morontsiraka. Io no ho sisiny andrefana amin’ny taninareo. Josoa 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia nidina niankandrefana nankany amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita ka nitohy hatrany amin’ny sisin’i Beti-horona Ambany+ sy Gazera,+ ary nifarana tany amin’ny ranomasina.+
6 “‘Ary ho sisiny andrefana amin’ny taninareo+ ny Ranomasina Lehibe sy ny morontsiraka. Io no ho sisiny andrefana amin’ny taninareo.
3 dia nidina niankandrefana nankany amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita ka nitohy hatrany amin’ny sisin’i Beti-horona Ambany+ sy Gazera,+ ary nifarana tany amin’ny ranomasina.+