Josoa 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa nihanahery kosa ny zanak’Israely,+ dia nampanaoviny asa an-terivozona+ ny Kananita, fa tsy noroahiny daholo.+ 1 Mpanjaka 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 ka ny taranak’ireny, izay tsy voaringan’ny+ zanak’Israely fa mbola tavela teo amin’ilay tany, no nampanantsoin’i Solomona hanao asa an-terivozona, mandraka androany.+
13 Rehefa nihanahery kosa ny zanak’Israely,+ dia nampanaoviny asa an-terivozona+ ny Kananita, fa tsy noroahiny daholo.+
21 ka ny taranak’ireny, izay tsy voaringan’ny+ zanak’Israely fa mbola tavela teo amin’ilay tany, no nampanantsoin’i Solomona hanao asa an-terivozona, mandraka androany.+