Josoa 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary nivoaka nankany amin’ny ranomasina. I Mikmeta+ kosa no tany amin’ny sisiny avaratra. Ary nivily niantsinanana nankany Tanata-silo ilay sisin-tany, ka nitohy niantsinanana nankany Janoha,
6 ary nivoaka nankany amin’ny ranomasina. I Mikmeta+ kosa no tany amin’ny sisiny avaratra. Ary nivily niantsinanana nankany Tanata-silo ilay sisin-tany, ka nitohy niantsinanana nankany Janoha,