Nomery 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Atỳ amin’ity tany efitra ity no hiampatramparan’ny fatinareo.+ Ho faty tokoa ianareo rehetra voasoratra anarana, izay roapolo taona no ho miakatra, dia ianareo izay nimenomenona tamiko.+ Nomery 26:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Ireo no voasoratra anarana tamin’ny zanak’Israely, dia telopolo sy fitonjato sy arivo sy enina hetsy.+ Nomery 26:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Fa hoy i Jehovah momba azy ireny: “Ho faty tokoa atỳ an-tany efitra ireo.”+ Koa tsy nisy niangana ireny, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone sy Josoa zanak’i Nona.+
29 Atỳ amin’ity tany efitra ity no hiampatramparan’ny fatinareo.+ Ho faty tokoa ianareo rehetra voasoratra anarana, izay roapolo taona no ho miakatra, dia ianareo izay nimenomenona tamiko.+
51 Ireo no voasoratra anarana tamin’ny zanak’Israely, dia telopolo sy fitonjato sy arivo sy enina hetsy.+
65 Fa hoy i Jehovah momba azy ireny: “Ho faty tokoa atỳ an-tany efitra ireo.”+ Koa tsy nisy niangana ireny, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone sy Josoa zanak’i Nona.+