Genesisy 21:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izany no antony niantsoany an’ilay toerana hoe Beri-sheba,+ satria teo izy roa lahy no nianiana. Genesisy 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Koa nataon’i Isaka hoe Shiba ny anaran’izy io. Izany no antony nanaovana ny anaran’ilay tanàna hoe Beri-sheba,+ mandraka androany. Josoa 15:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hazara-soala,+ Beri-sheba,+ Biziotia,
33 Koa nataon’i Isaka hoe Shiba ny anaran’izy io. Izany no antony nanaovana ny anaran’ilay tanàna hoe Beri-sheba,+ mandraka androany.