FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Avy amin’i Asera no hiavian’ny sakafo tena tsara,+ ary hanome ny sakafo matsiron’ny mpanjaka izy.+

  • Deoteronomia 33:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ny amin’i Asera, dia hoy izy:+

      “Notahina i Asera ka nahazo zanakalahy.+

      Aoka izy hanjary hankasitrahan’ny rahalahiny,+

      Sady hanatsoboka ny tongony ao amin’ny menaka.+

  • Lioka 2:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary nisy mpaminanivavy atao hoe Ana, zanakavavin’i Fanoela, ao amin’ny fokon’i Asera. Efa tena be taona io vehivavy io. Niara-niaina tamin’ny vadiny nandritra ny fito taona izy, taorian’ny naha virjiny azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara