Mpitsara 1:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Koa nikiry nonina tao an-tendrombohitra Heresa sy tany Aialona+ ary Salbima,+ ny Amorita. Fa nihanahery kosa ny taranak’i Josefa, ka noterena hiasa mafy ny Amorita.+ 1 Mpanjaka 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ny zanak’i Dakera no niandraikitra an’i Makaza sy Salbima+ sy Beti-semesy+ ary Elona-beti-hanana;
35 Koa nikiry nonina tao an-tendrombohitra Heresa sy tany Aialona+ ary Salbima,+ ny Amorita. Fa nihanahery kosa ny taranak’i Josefa, ka noterena hiasa mafy ny Amorita.+