32 Ary ny azony avy tamin’ny fokon’i Naftaly+ dia ilay tanàna fialokalofan’ny+ nahafaty olona,+ izany hoe ny tanànan’i Kedesy+ any Galilia sy ny kijanany. Azony koa i Hamota-dora+ sy ny kijanany, ary Kartana sy ny kijanany. Tanàna telo izany.
29 Tamin’ny andron’i Peka mpanjakan’ny Israely i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria+ no tonga naka ny tanin’i Naftaly+ manontolo, dia i Iona+ sy Abela-beti-maka+ sy Janoha sy Kedesy+ sy Hazora+ sy Gileada+ ary Galilia.+ Ary nataony sesitany tany Asyria ny mponin’ireo.+