- 
	                        
            
            1 Samoela 4:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
3 Koa rehefa tonga tao an-toby ny olona, dia hoy ny anti-panahin’ny Israely: “Nahoana no nataon’i Jehovah resy teo anoloan’ny Filistinina isika androany?+ Andao halaintsika avy any Silo ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ mba ho eto amintsika ka hamonjy antsika eo am-pelatanan’ny fahavalontsika.”
 
 -