FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 19:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Kely loatra+ ho an’ny taranak’i Dana anefa ny taniny, ka niakatra hiady tamin’i Lesema+ izy ireo, dia naka azy io ho babo sy namely azy tamin’ny lelan-tsabatra. Ary naka an’ilay tanàna ho fananany izy ireo ka nonina tao. Dia nantsoin’izy ireo hoe Dana i Lesema, araka ny anaran’i Dana razambeny.+

  • Mpitsara 18:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nantsoin’izy ireo hoe Dana ilay tanàna, araka ny anaran’i Dana+ rainy, izay naterak’i Israely.+ Laisy anefa no anaran’izy io taloha.+

  • 2 Samoela 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hafindra hiala amin’ny taranak’i Saoly ny fanjakana, ka hatao mafy orina ny seza fiandrianan’i Davida eo amin’ny Israely sy Joda, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.”+

  • 1 Tantara 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa hoy i Davida tamin’i Joaba+ sy ny lehiben’ny vahoaka: “Mandehana, isao+ ny Israely hatrany Beri-sheba+ ka hatrany Dana,+ ary ento atỳ amiko ny isany mba ho fantatro.”+

  • 2 Tantara 30:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa nanapa-kevitra izy ireo ny hanao antso avo+ manerana an’i Israely, hatrany Beri-sheba+ ka hatrany Dana,+ hanasana azy ireo hankany Jerosalema, mba hankalaza ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely. Efa ela mantsy izy ireo no tsy nankalaza izany tambabe,+ ka tsy nanaraka izay voasoratra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara