FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Ary hanaovan’i Arona sy ny zanany lahy izany, rehefa miditra ao amin’ny tranolay fihaonana izy ireo na manatona ny alitara hanompo ao amin’ny toerana masina, mba tsy hahameloka azy ka hahafaty azy. Lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, ho azy sy ny taranany mandimby azy.+

  • Eksodosy 29:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ampanaovy an’i Arona sy ny zanany koa ireo fehikibo lamba. Ary ataovy mihodidina amin’ny lohan’ireo zanany ny fehiloha. Dia ho anjaran’izy ireo ny asa fisoronana, ary ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.+ Koa omeo fahefana ho mpisorona* i Arona sy ny zanany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara