25 Fa hoy i Mosesy: “Tsy maintsy mbola avelanao hoentinay koa aza ny biby hatao sorona sy ny fanatitra dorana, satria tsy maintsy manome izany ho an’i Jehovah Andriamanitray izahay.+
3 “‘Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana,+ dia tokony ho lahy tsy misy kilema.+ Eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanolorany azy an-tsitrapo eo anatrehan’i Jehovah.+