FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 ‘Ozòny+ i Meroza’, hoy ilay anjelin’i Jehovah,+

      ‘Ozòny tsy misy farany ny mponina ao,

      Satria tsy mba tonga nanampy an’i Jehovah,

      Tsy niaraka tamin’ireo olo-mahery mba hanampy an’i Jehovah.’

  • Mpitsara 21:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa naniraka lehilahy faran’izay nahery fo niisa roa arivo sy iray alina ny vahoaka, ka nandidy azy hoe: “Mandehana, ka asio amin’ny lelan-tsabatra ny mponin’i Jabesi-gileada, na dia ny zaza amam-behivavy aza.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara