FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 30:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia hoy i Rahely: “Nifampitolona mafy tamin’ny rahavaviko aho, ka nandresy koa!” Dia nataony hoe Naftaly+ ny anarany.

  • Genesisy 35:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary ny naterak’i Bilaha, mpanompovavin’i Rahely, dia i Dana sy Naftaly.

  • Josoa 19:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary natao ny antsapaka+ fahenina ka nahazo ny anjarany i Naftaly,+ eny, ny taranak’i Naftaly araka ny fianakaviany avy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara