Josoa 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia namabo an’ilay tanàna i Otniela,+ zanak’i Kenaza,+ rahalahin’i Kaleba. Koa nomen’i Kaleba azy i Aksa+ zanany vavy ho vadiny. Mpitsara 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy+ notendren’i Jehovah hamonjy azy. Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza+ zandrin’i Kaleba.+
17 Dia namabo an’ilay tanàna i Otniela,+ zanak’i Kenaza,+ rahalahin’i Kaleba. Koa nomen’i Kaleba azy i Aksa+ zanany vavy ho vadiny.
9 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy+ notendren’i Jehovah hamonjy azy. Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza+ zandrin’i Kaleba.+