Mpitsara 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nitaraina tamin’i Jehovah ny zanak’Israely,+ satria nanana kalesin’ady sivinjato nisy lelan’antsy+ i Jabina, sady nampahory azy ireo+ sy lozabe taminy, nandritra ny roapolo taona. 1 Samoela 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tamin’izany dia tsy nahitana mpanefy teo amin’ny tanin’ny Israely manontolo, satria hoy ny Filistinina: “Sao manao sabatra na lefona ny Hebreo.”+
3 Dia nitaraina tamin’i Jehovah ny zanak’Israely,+ satria nanana kalesin’ady sivinjato nisy lelan’antsy+ i Jabina, sady nampahory azy ireo+ sy lozabe taminy, nandritra ny roapolo taona.
19 Tamin’izany dia tsy nahitana mpanefy teo amin’ny tanin’ny Israely manontolo, satria hoy ny Filistinina: “Sao manao sabatra na lefona ny Hebreo.”+