Eksodosy 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nanan-janaka fito vavy ilay mpisorona+ tany Midianina. Tonga hantsaka toy ny mahazatra ireo zanany vavy, ka nameno ny tavin-drano mba hosotroin’ny andian’ondrin’ny rainy.+
16 Ary nanan-janaka fito vavy ilay mpisorona+ tany Midianina. Tonga hantsaka toy ny mahazatra ireo zanany vavy, ka nameno ny tavin-drano mba hosotroin’ny andian’ondrin’ny rainy.+