FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ireto kosa no nalainy avy tao an-tanàna: Tandapa iray nifehy ny lehilahy mpiady; lehilahy dimy anisan’ireo afaka nankeo anatrehan’ny mpanjaka ka hita tao an-tanàna; ny mpitan-tsoratry ny lehiben’ny tafika, izany hoe ilay mpanangona vahoaka; ary enimpolo lahy teo amin’ny vahoaka ka hita tao an-tanàna.+

  • 2 Tantara 26:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nanana tafika mpiady i Ozia, dia miaramila nivoaka hiady izay notsinjaraina ho andiany,+ araka ny isa nosoratan’i+ Jeiela mpitan-tsoratra+ sy Mahaseia mpiadidy lefitra teo ambany fifehezan’i+ Hanania, izay anisan’ny andriana+ teo amin’ny fanjakana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara