14 Ary hoy i Debora tamin’i Baraka: “Mitsangàna fa izao no andro hanoloran’i Jehovah an’i Sisera eo an-tananao. Tsy i Jehovah ve no efa mivoaka ho eo alohanao?”+ Dia nidina avy tany an-tendrombohitra Tabara i Baraka sy ireo lehilahy iray alina nanaraka azy.