10 Fa hitoetra eto amin’ity tendrombohitra ity ny tanan’i Jehovah.+ Dia hohitsakitsahina eo amin’ny toerany i Moaba,+ toy ny fanitsakitsaka antonta-mololo eo amin’ny toeran-jezika.+
10 Koa hahita izany rehetra izany ny fahavaloko, dia ho menatra tanteraka izy+ izay nilaza tamiko hoe: “Aiza koa izay Jehovah Andriamanitrao eo?”+ Hijery ny fahavaloko aho.+ Ho fanitsakitsaka toy ny fotaka eny an-dalana izy.+