FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 25:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ireto avy no naterany tamin’i Abrahama: Zimrana sy Joksana sy Medana sy Midianina+ sy Jisbaka ary Soaha.+

  • Levitikosy 26:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary hanameloka anareo tokoa aho, ka ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo.+ Ary izay mankahala anareo no hampijaly anareo.+ Dia handositra ianareo, na dia tsy misy manenjika aza.+

  • Nomery 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Anaovy ankasomparana ny Midianita ka tafiho,+

  • Deoteronomia 28:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Hanompo ny fahavalonao+ izay halefan’i Jehovah hiady aminao ianao, na dia noana+ sy mangetaheta aza, sady mitanjaka sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.+

  • Mpitsara 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ dia natolony teo an-tanan’ny mpandroba izy ireo ka voaroba.+ Ary namidin’Andriamanitra ho eo an-tanan’ny fahavalony manodidina izy ireo,+ ka tsy nahatohitra an’ireny intsony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara