Deoteronomia 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Rehefa ory mafy ianao ary manjo anao ireo voalaza rehetra ireo any am-parany, dia hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao ka hihaino ny feony.+ Salamo 50:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Antsoy aho amin’ny andro fahoriana,+Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra+ ahy ianao.”
30 Rehefa ory mafy ianao ary manjo anao ireo voalaza rehetra ireo any am-parany, dia hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao ka hihaino ny feony.+