Genesisy 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Avy eo dia nihazakazaka nankany amin’ny andian’omby izy, ary naka vantotr’omby tanora sady tsara. Dia natolony ny mpanompo izany, ary nokarakarainy haingana.+
7 Avy eo dia nihazakazaka nankany amin’ny andian’omby izy, ary naka vantotr’omby tanora sady tsara. Dia natolony ny mpanompo izany, ary nokarakarainy haingana.+