FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 13:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nitalaho tamin’i Jehovah i Manoa, ka nanao hoe: “Miala tsiny re, Jehovah ô!+ Aoka re, azafady, mba hankatỳ aminay indray ilay lehilahin’Andriamanitra nirahinao iny e, ka hampianatra+ anay an’izay tokony hataonay amin’ilay zaza ho teraka.”+

  • Mpitsara 13:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nohenoin’Andriamanitra ny fangatahan’i Manoa,+ ka nankany amin-dravehivavy indray ilay anjelin’Andriamanitra, raha mbola nipetrapetraka tany an-tsaha ravehivavy. Tsy niaraka taminy teo anefa i Manoa vadiny tamin’izay.

  • Mpitsara 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary tsy niseho tamin-dry Manoa mivady intsony ilay anjelin’i Jehovah. Koa fantatr’i Manoa fa anjelin’i Jehovah ilay izy.+

  • Hebreo 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Aza hadinoina ny fitiavana mandray vahiny,+ fa noho izany, dia nampiantrano anjely+ ny sasany nefa tsy fantany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara