32 Ary nantsoiny hoe Jerobala+ i Gideona nanomboka tamin’izay andro izay, fa hoy izy: “Aoka i Bala no hiaro ny tenany, satria nisy nandrodana ny alitarany.”+
11 Dia naniraka an’i Jerobala+ sy Bedana sy Jefta+ ary Samoela+ i Jehovah, ka nanafaka anareo teo an-tanan’ny fahavalo manodidina, mba hahatonga anareo tsy hanana ahiahy.+