FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ho fantatry ny fiangonana manontolo eto koa fa tsy sabatra na lefona no amonjen’i Jehovah,+ satria an’i Jehovah ny ady.+ Ary hanolotra anareo eo an-tananay izy.”+

  • Salamo 44:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Fa ianao no namonjy anay tamin’ny fahavalonay,+

      Sy nampahamenatra an’ireo mankahala mafy anay.+

  • Isaia 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa hoy izy: ‘Amin’ny herin-tsandriko sy ny fahendreko no hanaovako zavatra,+ satria manam-pahalalana aho. Ary hanafoana ny sisin-tanin’ireo firenena aho,+ sady handroba ny zavatra nangoniny,+ ka handavo ny mponina toy ny ataon’ny lehilahy mahery.+

  • 1 Korintianina 1:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 mba tsy hisy nofo hirehareha+ eo imason’Andriamanitra.

  • 2 Korintianina 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Manana izany harena+ izany ao anaty vilany+ tany+ anefa izahay, mba ho avy amin’Andriamanitra+ ny hery+ fanampiny, fa tsy avy aminay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara