8 Anontanio ny zatovonao fa hilaza izany aminao izy. Dia hahazo sitraka aminao ny zatovoko, fa andro fifaliana izao ahatongavanay izao. Koa raha sitrakao, dia mba omeo izay azon’ny tananao ny mpanomponao sy Davida zanakao.’”+
28 Nitondra fandriana sy koveta ary vilany tany izy ireo, ary koa varimbazaha sy vary orza sy lafarinina+ sy voam-bary natono+ sy tsaramaso be+ sy lantihy+ ary voam-bary nasaly.