FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tatỳ aoriana, dia nankany Sekema+ i Abimeleka+ zanak’i Jerobala, ka niresaka tamin’ireo anadahin-dreniny sy tamin’izay rehetra anisan’ny fianakaviamben’ny taranaky ny rain’ny reniny, nanao hoe:

  • 2 Samoela 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Iza moa no namono an’i Abimeleka+ zanak’i Jerobeseta?+ Tsy vehivavy ve no naka vato fikosoham-bary, ary nanjera izany taminy+ avy teny an-tampon’ny manda, ka maty tao Tebeza+ izy? Koa nahoana ianareo no nanakaiky loatra ny manda?’, dia lazao hoe: ‘Maty koa i Oria Hetita mpanomponao.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara