Eksodosy 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Halaviro ny lainga.+ Ary aza mamono mahafaty ny tsy manan-tsiny sy ny olo-marina, fa izaho tsy hanambara ny ratsy fanahy ho marina.+ Mpitsara 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nolazain’ireo anadahin-dreniny tamin’ny mponina rehetra tany Sekema izany teniny rehetra izany, ka i Abimeleka no nandrian’ny fon’ireo,+ fa hoy ireo: “Rahalahintsika ihany ange izy e!”+
7 “Halaviro ny lainga.+ Ary aza mamono mahafaty ny tsy manan-tsiny sy ny olo-marina, fa izaho tsy hanambara ny ratsy fanahy ho marina.+
3 Koa nolazain’ireo anadahin-dreniny tamin’ny mponina rehetra tany Sekema izany teniny rehetra izany, ka i Abimeleka no nandrian’ny fon’ireo,+ fa hoy ireo: “Rahalahintsika ihany ange izy e!”+