Mpitsara 9:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ary notafihin’i Abimeleka ilay tanàna nandritra iny andro iny ka nobaboiny. Dia novonoiny ny olona tao.+ Avy eo, dia noravany ilay tanàna+ sady nofafazany sira.+
45 Ary notafihin’i Abimeleka ilay tanàna nandritra iny andro iny ka nobaboiny. Dia novonoiny ny olona tao.+ Avy eo, dia noravany ilay tanàna+ sady nofafazany sira.+