Deoteronomia 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Koa tandremo ny didy rehetra+ andidiako anareo anio, mba hihamahery ianareo ka hiditra ao amin’ilay tany halehanareo erỳ ampita, ary haka azy io ho fanananareo.+
8 “Koa tandremo ny didy rehetra+ andidiako anareo anio, mba hihamahery ianareo ka hiditra ao amin’ilay tany halehanareo erỳ ampita, ary haka azy io ho fanananareo.+