Mpitsara 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nahafoy an’i Jehovah izy ireo, ka nanompo an’i Bala sy ireo sarin’i Astarta.+ Mpitsara 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ny zanak’Israely sady nalaky nanadino an’i Jehovah Andriamaniny,+ ka lasa nanompo an’ireo Bala+ sy ireo tsato-kazo masina.+
7 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ny zanak’Israely sady nalaky nanadino an’i Jehovah Andriamaniny,+ ka lasa nanompo an’ireo Bala+ sy ireo tsato-kazo masina.+