Genesisy 19:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary ilay zandriny koa tera-dahy, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Io no rain’ny taranak’i Amona,+ mandraka androany. Mpitsara 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tatỳ aoriana, dia novorina ny taranak’i Amona+ ka nanangana toby tao Gileada+ izy ireo. Koa nivory ny zanak’Israely ka nanangana toby tao Mizpa.+
38 Ary ilay zandriny koa tera-dahy, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Io no rain’ny taranak’i Amona,+ mandraka androany.
17 Tatỳ aoriana, dia novorina ny taranak’i Amona+ ka nanangana toby tao Gileada+ izy ireo. Koa nivory ny zanak’Israely ka nanangana toby tao Mizpa.+