-
Josoa 22:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Nanao izany kosa izahay noho ny fanahiana sao hiteny amin’ny zanakay ny zanakareo indray andro any hoe: ‘Misy zavatra iombonanareo amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely angaha moa?
-