Deoteronomia 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nomeko ho an’ny Robenita+ sy ny Gadita kosa manomboka eo Gileada+ ka hatreo afovoan’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona, izay lasa sisin-tany, ary hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Jaboka, izay sisin-tanin’ny taranak’i Amona,+ Deoteronomia 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ary koa i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta+ ka hatrany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira+ izay eo am-pototry ny tehezan’i Pisga+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro.
16 Nomeko ho an’ny Robenita+ sy ny Gadita kosa manomboka eo Gileada+ ka hatreo afovoan’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona, izay lasa sisin-tany, ary hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Jaboka, izay sisin-tanin’ny taranak’i Amona,+
17 ary koa i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta+ ka hatrany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira+ izay eo am-pototry ny tehezan’i Pisga+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro.