Nomery 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa i Hesbona no tanànan’i Sihona,+ mpanjakan’ny Amorita.+ Izy no niady tamin’ny mpanjakan’i Moaba, tamin’ny andro fahiny. Koa nalainy teo an-tanan’io mpanjaka io daholo ny taniny, hatrany Arnona.+ Nehemia 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ary nanome azy fanjakana+ sy firenena ianao, ka notsinjarainao ireny.+ Koa nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ ary koa ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.+
26 Fa i Hesbona no tanànan’i Sihona,+ mpanjakan’ny Amorita.+ Izy no niady tamin’ny mpanjakan’i Moaba, tamin’ny andro fahiny. Koa nalainy teo an-tanan’io mpanjaka io daholo ny taniny, hatrany Arnona.+
22 “Ary nanome azy fanjakana+ sy firenena ianao, ka notsinjarainao ireny.+ Koa nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ ary koa ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.+