Mpitsara 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary tonga tamin’i Otniela ny fanahin’i+ Jehovah, ka lasa mpitsara teo amin’ny Israely izy. Rehefa nivoaka hiady izy, dia natolotr’i Jehovah teo an-tanany i Kosana-risataima mpanjakan’i Syria, ka resiny+ io mpanjaka io. Zakaria 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy tamiko: “Izao no tenin’i Jehovah amin’i Zerobabela: ‘“Tsy amin’ny alalan’ny tafika,+ na ny hery,+ fa amin’ny alalan’ny fanahiko”,*+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
10 Ary tonga tamin’i Otniela ny fanahin’i+ Jehovah, ka lasa mpitsara teo amin’ny Israely izy. Rehefa nivoaka hiady izy, dia natolotr’i Jehovah teo an-tanany i Kosana-risataima mpanjakan’i Syria, ka resiny+ io mpanjaka io.
6 Ary hoy izy tamiko: “Izao no tenin’i Jehovah amin’i Zerobabela: ‘“Tsy amin’ny alalan’ny tafika,+ na ny hery,+ fa amin’ny alalan’ny fanahiko”,*+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.