Ohabolana 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Maharikoriko an’i Jehovah izay rehetra manana fo mirehareha.+ Mety hifandray tanana izy ireo, nefa tsy ho afa-maina fa ho voasazy ihany.+ Ohabolana 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tia ady+ izay tia manao fahadisoana, ary mitady loza izay manao vavahady avo.+ Mpitoriteny 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ahazoana fankasitrahana ny teny aloaky ny vavan’ny hendry,+ fa ny molotry ny adala kosa hitera-pahavoazana ho an’ny tenany.+
5 Maharikoriko an’i Jehovah izay rehetra manana fo mirehareha.+ Mety hifandray tanana izy ireo, nefa tsy ho afa-maina fa ho voasazy ihany.+
12 Ahazoana fankasitrahana ny teny aloaky ny vavan’ny hendry,+ fa ny molotry ny adala kosa hitera-pahavoazana ho an’ny tenany.+