Genesisy 36:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary lasa vadikelin’i Elifaza zanakalahin’i Esao, i Timna.+ Dia niteraka an’i Amaleka+ tamin’i Elifaza izy. Ireo no taranak’i Ada vadin’i Esao. Eksodosy 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa hoy izy: “Misy tanana manohitra ny seza fiandrianan’i+ Jah,+ ka hiady amin’ny Amalekita hatramin’ny taranany fara mandimby i Jehovah.”+ Nomery 13:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Monina any Negeba+ ny Amalekita,+ ary any amin’ny faritra be tendrombohitra ny Hetita sy ny Jebosita+ ary ny Amorita,+ fa ny Kananita+ kosa any amoron’ny ranomasina sy eny amoron’i Jordana.” 1 Samoela 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:+ ‘Hanao ampamoaka+ an’i Amaleka aho, noho ny namelezany ny Israely teny an-dalana fony izy ireo niakatra avy tany Ejipta.+
12 Ary lasa vadikelin’i Elifaza zanakalahin’i Esao, i Timna.+ Dia niteraka an’i Amaleka+ tamin’i Elifaza izy. Ireo no taranak’i Ada vadin’i Esao.
16 Fa hoy izy: “Misy tanana manohitra ny seza fiandrianan’i+ Jah,+ ka hiady amin’ny Amalekita hatramin’ny taranany fara mandimby i Jehovah.”+
29 Monina any Negeba+ ny Amalekita,+ ary any amin’ny faritra be tendrombohitra ny Hetita sy ny Jebosita+ ary ny Amorita,+ fa ny Kananita+ kosa any amoron’ny ranomasina sy eny amoron’i Jordana.”
2 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:+ ‘Hanao ampamoaka+ an’i Amaleka aho, noho ny namelezany ny Israely teny an-dalana fony izy ireo niakatra avy tany Ejipta.+