FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 43:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa hoy i Israely rainy: “Izao àry no ataovy:+ Alaivo ny vokatra tsara indrindra amin’ny tany ka ataovy ao anaty goninareo, ary ento hatao fanomezana ho an-dralehilahy,+ dia balsama+ kely, tantely+ kely, ditin-kazo ladanoma, hodi-kazo misy ditiny,+ sy voanjombazaha ary amandy.+

  • Eksodosy 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hidina aho hanafaka azy eo an-tanan’ny Ejipsianina,+ ka hitondra azy hiala amin’izany tany izany mba hiakatra ho any amin’ny tany soa sady malalaka, dia tany tondra-dronono sy tantely+ izay tanin’ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.+

  • Deoteronomia 32:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nampandehaniny teny amin’ireo toerana avo+ teto an-tany izy,

      Mba hihinana ny vokatry ny saha.+

      Ary nampitsentsitra azy tantely avy tamin’ny harambato+ izy,

      Sy menaka avy tamin’ny vatoafo.+

  • Ohabolana 24:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mihinàna tantely, anaka, fa tsara izany, ary aoka ho tantely mamy no ho ao am-bavanao.+

  • Matio 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Volon-drameva+ ny fitafian’io Jaona io, fehikibo hoditra+ no teo amin’ny andilany, ary valala+ sy tantelidia+ no sakafony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara