1 Samoela 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jonatana kosa tsy nandre an-drainy nampianiana ny olona.+ Koa narosony ny tendron’ilay tehina teny an-tanany ka natsobony tao amin’ny toho-tantely, ary nataony teo amin’ny vavany. Dia nihiratra ny masony.+ Ohabolana 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nahita tantely ve ianao?+ Izay sahaza anao ihany hanina, sao ho be loatra ny laninao ka handoa ianao.+
27 I Jonatana kosa tsy nandre an-drainy nampianiana ny olona.+ Koa narosony ny tendron’ilay tehina teny an-tanany ka natsobony tao amin’ny toho-tantely, ary nataony teo amin’ny vavany. Dia nihiratra ny masony.+
16 Nahita tantely ve ianao?+ Izay sahaza anao ihany hanina, sao ho be loatra ny laninao ka handoa ianao.+