16 Ary satria tsy namelan’i+ Delila mihitsy i Samsona fa nanontaniany tsy misy farany sady nosokiriny foana, dia tsy tantin’i Samsona intsony izany ka te ho faty mihitsy izy.*+
8 Lazaiko aminareo fa na tsy hitsangana hanome zavatra azy noho ny fisakaizana aza izy, dia hitsangana ihany ka hanome izay ilainy, noho ny fikirizany sy ny fahasahiany.+